|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bevava |
| Singan-teny | 2be, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5basivava.
[Taisaka]
[1.78] 6basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny). [Tanala] [1.78] 7(be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8[VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9bavard.
[Taisaka]
[1.82] |
| Tsipelina hafa | 10be vava |
| Tovy hevitra | 11be taim-bava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|